Deoteronomia 29:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy nomen’i Jehovah fo hahazo ny dikan’izay henonareo anefa ianareo hatramin’izao, na maso hahita, na sofina haheno.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:4 Fandalinana, Boky 1,
4 Tsy nomen’i Jehovah fo hahazo ny dikan’izay henonareo anefa ianareo hatramin’izao, na maso hahita, na sofina haheno.+