Deoteronomia 29:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa tezitra be sy vinitra ary nisafoaka i Jehovah, ka nanongotra an-dry zareo teo amin’ny taniny,+ ary nandefa azy tany an-tany hafa, dia ilay tany misy azy amin’izao.’+
28 Koa tezitra be sy vinitra ary nisafoaka i Jehovah, ka nanongotra an-dry zareo teo amin’ny taniny,+ ary nandefa azy tany an-tany hafa, dia ilay tany misy azy amin’izao.’+