Deoteronomia 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hodiovin’i* Jehovah Andriamanitrao ny fonao sy ny fon’ny taranakao,+ mba ho tia an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ianao ka ho velona.+ Deoteronomia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 30:6 w07 1/6 13 Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:6 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/2007, p. 13
6 Ary hodiovin’i* Jehovah Andriamanitrao ny fonao sy ny fon’ny taranakao,+ mba ho tia an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ianao ka ho velona.+