Deoteronomia 30:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 dia lazaiko aminareo androany fa tena ho ripaka ianareo.+ Tsy ho ela velona ianareo eo amin’ilay tany halehanareo eny ampitan’i Jordana izay efa halainareo ho fanananareo.
18 dia lazaiko aminareo androany fa tena ho ripaka ianareo.+ Tsy ho ela velona ianareo eo amin’ilay tany halehanareo eny ampitan’i Jordana izay efa halainareo ho fanananareo.