Deoteronomia 31:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Soraty àry izao hira izao,+ dia ampianaro ny Israelita.+ Asaivo ianarany* ilay izy mba ho vavolombelona hiampanga ny vahoakan’Israely.+
19 “Soraty àry izao hira izao,+ dia ampianaro ny Israelita.+ Asaivo ianarany* ilay izy mba ho vavolombelona hiampanga ny vahoakan’Israely.+