Deoteronomia 31:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Vorio etỳ amiko daholo ny anti-panahy eo amin’ny fokonareo, sy ny mpifehy anareo, dia holazaiko aminy ireto teny ireto mba ho henony. Ary hiantso ny lanitra sy ny tany aho mba ho vavolombelona hiampanga an’ireo.+
28 Vorio etỳ amiko daholo ny anti-panahy eo amin’ny fokonareo, sy ny mpifehy anareo, dia holazaiko aminy ireto teny ireto mba ho henony. Ary hiantso ny lanitra sy ny tany aho mba ho vavolombelona hiampanga an’ireo.+