Deoteronomia 32:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nahita azy tany an-tany efitra Izy,+Tany amin’ny tany karakaina misy feon’ny bibidia minaonaona.+ Nanodidina azy sy niaro azy Izy, sady nikarakara azy,+Ary niaro azy hoatran’ny anakandriamasony.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:10 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 1,
10 Nahita azy tany an-tany efitra Izy,+Tany amin’ny tany karakaina misy feon’ny bibidia minaonaona.+ Nanodidina azy sy niaro azy Izy, sady nikarakara azy,+Ary niaro azy hoatran’ny anakandriamasony.+