- 
	                        
            
            Deoteronomia 32:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
42 Hataoko mamon’ny ra ny zana-tsipìkako,
Ary hihinana nofo ny sabatro,
Ka ho mamon’ny ran’izay novonoina ho faty sy ny ran’ny babo.
Ho lanin’ny sabatro koa ny lohan’ny mpitarika an’ireo fahavalo.’
 
 -