Josoa 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nifoha maraina i Josoa. Ary niala tao Sitima+ izy sy ny Israelita* rehetra ka tonga teo amin’ny Reniranon’i Jordana. Natory teo izy ireo ny alina talohan’ny niampitany. Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:1 Fandalinana, Boky 1,
3 Dia nifoha maraina i Josoa. Ary niala tao Sitima+ izy sy ny Israelita* rehetra ka tonga teo amin’ny Reniranon’i Jordana. Natory teo izy ireo ny alina talohan’ny niampitany.