-
Josoa 4:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nijoro teo afovoan’i Jordana ny mpisorona nilanja an’ilay Vata, mandra-pahavitan’ny zava-drehetra nasain’i Jehovah nolazain’i Josoa tamin’ny vahoaka, araka izay rehetra nandidian’i Mosesy an’i Josoa. Dia niampita haingana ny vahoaka, nandritra an’izany fotoana izany.
-