Josoa 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Niakatra avy tao Jordana ny vahoaka tamin’ny andro fahafolon’ny volana voalohany. Dia nitoby tao Gilgala,+ tany amin’ny sisiny atsinanan’i Jeriko, izy ireo. Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:19 Fandalinana, Boky 1,
19 Niakatra avy tao Jordana ny vahoaka tamin’ny andro fahafolon’ny volana voalohany. Dia nitoby tao Gilgala,+ tany amin’ny sisiny atsinanan’i Jeriko, izy ireo.