Josoa 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nandrovitra ny akanjony i Josoa. Ary niankohoka tamin’ny tany teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah izy sy ny anti-panahin’ny* Israely mandra-paharivan’ny andro. Samy nanipy vovoka teo amin’ny lohany avy izy ireo. Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:6 Fandalinana,
6 Dia nandrovitra ny akanjony i Josoa. Ary niankohoka tamin’ny tany teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah izy sy ny anti-panahin’ny* Israely mandra-paharivan’ny andro. Samy nanipy vovoka teo amin’ny lohany avy izy ireo.