Josoa 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha henon’ny Kananita sy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity izany, dia hanodidina anay izy ireo ka hofoanany tsy ho eto an-tany ny anaranay. Dia hataonao ahoana ny anaranao be voninahitra?”+
9 Raha henon’ny Kananita sy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity izany, dia hanodidina anay izy ireo ka hofoanany tsy ho eto an-tany ny anaranay. Dia hataonao ahoana ny anaranao be voninahitra?”+