-
Josoa 8:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Tsy nisy lehilahy tavela tao Ay sy Betela, fa nivoaka nanenjika ny Israely daholo. Navelany tsy nisy mpiaro ilay tanàna, fa lasa nanenjika ny Israely izy ireo.
-