-
Josoa 9:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary nahare an’izay nitranga ny mpanjaka rehetra tetỳ ampita andrefan’ny Reniranon’i Jordana,+ izany hoe ireo teny amin’ny faritra be tendrombohitra sy tany Sefela sy teny amoron’ny Ranomasina Lehibe*+ ary tandrifin’i Libàna, dia ny Hetita, ny Amorita, ny Kananita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita.+
-