Josoa 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy nanafika azy ireo anefa ny Israelita, satria ny mpiadidy vahoaka efa nanao fianianana tamin’izy ireo tamin’ny anaran’i Jehovah+ Andriamanitry ny Israely. Koa nimenomenona tamin’ny mpiadidy ny vahoaka manontolo.
18 Tsy nanafika azy ireo anefa ny Israelita, satria ny mpiadidy vahoaka efa nanao fianianana tamin’izy ireo tamin’ny anaran’i Jehovah+ Andriamanitry ny Israely. Koa nimenomenona tamin’ny mpiadidy ny vahoaka manontolo.