-
Josoa 10:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia henon’i Adoni-zedeka mpanjakan’i Jerosalema fa efa azon’i Josoa i Ay sady naringany tanteraka, ary hoatran’ny nataony tamin’i Jeriko sy ny mpanjakany+ no nataony tamin’i Ay sy ny mpanjakany.+ Raha vao henony koa hoe nihavana tamin’ny Israely ny mponin’i Gibeona+ ka niara-nonina tamin’izy ireo,
-