13 Dia tsy nihetsika ny masoandro ary nijanona ny volana, mandra-pandresin’ilay firenena ny fahavalony. Tsy efa voasoratra ao amin’ny bokin’i Jasara ve izany?+ Tsy nihetsika teo afovoan’ny lanitra ny masoandro sady tsy maika hilentika, efa ho iray andro maninjitra.