Josoa 10:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia niakatra hanampy an’i Lakisy i Horama mpanjakan’i Gazera.+ Nasian’i Josoa anefa izy sy ny olony, ka tsy nisy niangana na iray aza.
33 Dia niakatra hanampy an’i Lakisy i Horama mpanjakan’i Gazera.+ Nasian’i Josoa anefa izy sy ny olony, ka tsy nisy niangana na iray aza.