Josoa 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Niverina i Josoa avy eo ka azony i Hazora, ary novonoiny tamin’ny sabatra ny mpanjakany.+ I Hazora mantsy teo aloha no natanjaka indrindra tamin’ireo fanjakana rehetra ireo. Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:10 Fandalinana, Boky 1,
10 Niverina i Josoa avy eo ka azony i Hazora, ary novonoiny tamin’ny sabatra ny mpanjakany.+ I Hazora mantsy teo aloha no natanjaka indrindra tamin’ireo fanjakana rehetra ireo.