Josoa 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nanatona an’i Josoa tao Gilgala ny fokon’i Joda,+ ary hoy i Kaleba+ zanak’i Jefone Kenizita taminy: “Fantatrao tsara izay nolazain’i Jehovah+ tamin’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra,+ momba ahy sy ianao tany Kadesi-barnea.+
6 Dia nanatona an’i Josoa tao Gilgala ny fokon’i Joda,+ ary hoy i Kaleba+ zanak’i Jefone Kenizita taminy: “Fantatrao tsara izay nolazain’i Jehovah+ tamin’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra,+ momba ahy sy ianao tany Kadesi-barnea.+