Josoa 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 An’i Efraima ny atsimo, fa an’i Manase kosa ny avaratra, ary ny ranomasina no sisin-taniny.+ Tonga hatrany amin’ny faritry ny tanin’i Asera izy ireo* tany avaratra, ary hatrany amin’ny faritry ny tanin’i Isakara tany atsinanana.
10 An’i Efraima ny atsimo, fa an’i Manase kosa ny avaratra, ary ny ranomasina no sisin-taniny.+ Tonga hatrany amin’ny faritry ny tanin’i Asera izy ireo* tany avaratra, ary hatrany amin’ny faritry ny tanin’i Isakara tany atsinanana.