Josoa 20:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha enjehin’ny mpamaly ra izy, dia tsy hatolotr’izy ireo eo an-tanany. Tsy nampoiziny* mantsy hoe hahafaty an’ilay olona izy, sady tsy nankahala azy koa izy talohan’izay.+
5 Raha enjehin’ny mpamaly ra izy, dia tsy hatolotr’izy ireo eo an-tanany. Tsy nampoiziny* mantsy hoe hahafaty an’ilay olona izy, sady tsy nankahala azy koa izy talohan’izay.+