Josoa 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nirahin’ny Israelita i Finehasa+ zanak’i Eleazara mpisorona, mba hankany amin’ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, tany Gileada.
13 Ary nirahin’ny Israelita i Finehasa+ zanak’i Eleazara mpisorona, mba hankany amin’ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, tany Gileada.