Josoa 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Efa nozaraiko ho lovan’ny fokonareo tamin’ny alalan’ny antsapaka*+ koa ny tanin’ireo firenena sisa tavela+ sy ny tanin’ireo firenena rehetra naringako,+ hatrany amin’ny Reniranon’i Jordana ka hatrany amin’ny Ranomasina Lehibe* any andrefana.*
4 Efa nozaraiko ho lovan’ny fokonareo tamin’ny alalan’ny antsapaka*+ koa ny tanin’ireo firenena sisa tavela+ sy ny tanin’ireo firenena rehetra naringako,+ hatrany amin’ny Reniranon’i Jordana ka hatrany amin’ny Ranomasina Lehibe* any andrefana.*