Mpitsara 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy i Adoni-bezeka: “Misy mpanjaka 70, notapahina ankiben-tanana sy ankiben-tongotra, mitsindroka sakafo ao ambany latabatro. Ny nataoko ihany ity no avalin’Andriamanitra ahy.” Nentin’izy ireo tany Jerosalema+ izy taorian’izay, ka maty tany. Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:7 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 1,
7 Dia hoy i Adoni-bezeka: “Misy mpanjaka 70, notapahina ankiben-tanana sy ankiben-tongotra, mitsindroka sakafo ao ambany latabatro. Ny nataoko ihany ity no avalin’Andriamanitra ahy.” Nentin’izy ireo tany Jerosalema+ izy taorian’izay, ka maty tany.