Mpitsara 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy noroahin’ny Benjaminita kosa ny Jebosita nipetraka tao Jerosalema, fa mbola miara-mipetraka amin’izy ireo ao ihany hatramin’izao.+ Mpitsara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:21 gm 95-96 Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:21 Fandalinana, Boky 2, Tenin’Andriamanitra, p. 95-96
21 Tsy noroahin’ny Benjaminita kosa ny Jebosita nipetraka tao Jerosalema, fa mbola miara-mipetraka amin’izy ireo ao ihany hatramin’izao.+