Mpitsara 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah, ka navelany hotafihin’i* Kosana-risataima mpanjakan’i Mezopotamia* izy ireo. Ary nanompo an’i Kosana-risataima nandritra ny valo taona ny Israelita. Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:8 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 2,
8 Dia tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah, ka navelany hotafihin’i* Kosana-risataima mpanjakan’i Mezopotamia* izy ireo. Ary nanompo an’i Kosana-risataima nandritra ny valo taona ny Israelita.