-
Mpitsara 3:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nipetraka tao amin’ilay efitrano mangatsiatsiaka tany an-tampon-tranony i Eglona tamin’i Ehoda nankao aminy. Ary hoy i Ehoda: “Misy hafatra ho anao avy amin’Andriamanitra.” Dia nitsangana niala teo amin’ny seza fiandrianany i Eglona.
-