-
Mpitsara 5:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Heno teny am-pantsakana ny feon’ny mpizara rano.
Teny izy ireo no nitantara ny zavatra ara-drariny nataon’i Jehovah,
Sy ny zavatra ara-drariny nataon’ny olony tany amin’ireo tanàna kelin’ny Israely.
Dia nidina teny am-bavahady ny vahoakan’i Jehovah.
-