Mpitsara 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Avy tamin’ny fokon’i Efraima ireo nankeny amin’ny lohasaha.*Niaraka taminao sy ny vahoakanao izy ireo, ry Benjamina ô! Avy tamin’i Makira+ ireo mpitari-tafika nidina tany,Ary avy tamin’i Zebolona ireo niantso olona hanao miaramila.* Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:14 Fandalinana, Boky 2,
14 Avy tamin’ny fokon’i Efraima ireo nankeny amin’ny lohasaha.*Niaraka taminao sy ny vahoakanao izy ireo, ry Benjamina ô! Avy tamin’i Makira+ ireo mpitari-tafika nidina tany,Ary avy tamin’i Zebolona ireo niantso olona hanao miaramila.*