Mpitsara 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Lasa nahantra be àry ny Israely noho ny nataon’ny Midianina. Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah ny Israelita.+
6 Lasa nahantra be àry ny Israely noho ny nataon’ny Midianina. Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah ny Israelita.+