Mpitsara 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia namonjy anareo tamin’ny Ejipsianina sy tamin’izay rehetra nampijaly anareo aho. Noroahiko ny fahavalonareo, ary nomeko anareo ny taniny.+
9 Dia namonjy anareo tamin’ny Ejipsianina sy tamin’izay rehetra nampijaly anareo aho. Noroahiko ny fahavalonareo, ary nomeko anareo ny taniny.+