-
Mpitsara 8:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Niteny tamin’ireo lehilahy tao Sokota àry izy hoe: “Mba omeo mofo ny olona miaraka amiko fa reraka! Izaho mantsy manenjika an’i Zebaha sy Zalmona, mpanjakan’ny Midianina!”
-