-
Mpitsara 8:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Fa hoy ireo andrianan’i Sokota: “Fa maninona izahay no tokony hanome mofo ho an’ny miaramilanao? Efa azonao angaha i Zebaha sy Zalmona?”
-