-
Mpitsara 8:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia niakatra nankany Penoela izy ary nangataka hoatr’izany tamin’ny lehilahy tao koa. Nitovy tamin’ny valin-tenin’ireo lehilahy tao Sokota ihany anefa ny valin-tenin’izy ireo.
-