-
Mpitsara 8:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia hoy i Gideona: “Rahalahiko izany! Zanak’i Neny! Raha mbola velona koa i Jehovah, dia tsy ho voatery hamono anareo ho faty aho, raha mba nitsimbina ny ain-dry zareo ianareo.”
-