Mpitsara 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia resin’ny Israelita ny Midianina,+ ka tsy nila ady tamin’ny Israelita intsony izy ireo.* Ary nilamina nandritra ny 40 taona ilay tany, tamin’ny andron’i Gideona.+ Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:28 Fandalinana, Boky 1,
28 Dia resin’ny Israelita ny Midianina,+ ka tsy nila ady tamin’ny Israelita intsony izy ireo.* Ary nilamina nandritra ny 40 taona ilay tany, tamin’ny andron’i Gideona.+