Mpitsara 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nankany an-tranon-drainy tany Ofra+ izy avy eo, dia novonoiny teo ambony vato iray ireo rahalahiny+ 70, zanak’i Jerobala. I Jotama faralahin’i Jerobala ihany sisa no velona, satria niafina izy. Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:5 Fandalinana, Boky 2,
5 Nankany an-tranon-drainy tany Ofra+ izy avy eo, dia novonoiny teo ambony vato iray ireo rahalahiny+ 70, zanak’i Jerobala. I Jotama faralahin’i Jerobala ihany sisa no velona, satria niafina izy.