Mpitsara 9:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nankany an-tsaha ny olona tao Sekema, ka nioty voaloboka teny amin’ny tanimboalobony sy nanitsakitsaka an’izany, ary nanao fety. Avy eo, dia nankany an-tranon’ny andriamaniny+ izy ireo, ka nihinana sy nisotro ary nanozona an’i Abimeleka. Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:27 Fandalinana, Boky 1,
27 Dia nankany an-tsaha ny olona tao Sekema, ka nioty voaloboka teny amin’ny tanimboalobony sy nanitsakitsaka an’izany, ary nanao fety. Avy eo, dia nankany an-tranon’ny andriamaniny+ izy ireo, ka nihinana sy nisotro ary nanozona an’i Abimeleka.