-
Mpitsara 9:48Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
48 dia niakatra tany amin’ny Tendrombohitra Zalmona izy sy izay rehetra niaraka taminy. Ary naka famaky i Abimeleka ka nikapa hazo, ary nataony teny an-tsorony izany. Dia hoy izy tamin’ny olony: “Manaova hoatran’ny ataoko, ary haingankaingana!”
-