Mpitsara 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Avy eo, dia naniraka olona nankany amin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita, izay nanjaka tao Hesbona, ny Israely mba hiteny hoe: “Mba avelao izahay handalo ao amin’ny taninao rehefa hankany amin’ny toerana halehanay!”+
19 “‘Avy eo, dia naniraka olona nankany amin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita, izay nanjaka tao Hesbona, ny Israely mba hiteny hoe: “Mba avelao izahay handalo ao amin’ny taninao rehefa hankany amin’ny toerana halehanay!”+