Mpitsara 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia niasa tamin’i Jefta ny fanahin’i Jehovah,+ ka nandalo tany amin’ny faritr’i Gileada sy Manase izy mba ho any Mizpe any Gileada.+ Ary avy tany Mizpe any Gileada izy, dia nanohy ny diany ho any amin’ny Amonita. Mpitsara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:29 w07 15/5 9 Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:29 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2007, p. 9
29 Dia niasa tamin’i Jefta ny fanahin’i Jehovah,+ ka nandalo tany amin’ny faritr’i Gileada sy Manase izy mba ho any Mizpe any Gileada.+ Ary avy tany Mizpe any Gileada izy, dia nanohy ny diany ho any amin’ny Amonita.