12 Ary novorina ny lehilahy efraimita ka niampita nankany Zafona. Dia niteny tamin’i Jefta izy ireo hoe: “Fa maninona izahay no tsy mba nantsoinao hiaraka taminao, tamin’ianao niampita hiady tamin’ny Amonita?+ Hodoranay miaraka amin’ny tranonao ianao.”