4 Ary nangonin’i Jefta ny lehilahy gileadita rehetra,+ ka niady tamin’ny Efraimita izy ireo. Dia resin’ny lehilahy gileadita ny Efraimita, izay nilaza hoe: “Efraimita ihany ange ianareo ry Gileadita e, fa nandositra dia lasa any amin’ny faritr’i Efraima sy Manase!”