Mpitsara 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hoy izy: “Avy tao amin’ny mpihinana no nivoahan’ny zavatra azo hanina,Ary avy tao amin’ny matanjaka no nivoahan’ny mamy.”+ Tsy hitan’izy ireo anefa ny valin’ilay ankamantatra, nandritra ny telo andro.
14 Dia hoy izy: “Avy tao amin’ny mpihinana no nivoahan’ny zavatra azo hanina,Ary avy tao amin’ny matanjaka no nivoahan’ny mamy.”+ Tsy hitan’izy ireo anefa ny valin’ilay ankamantatra, nandritra ny telo andro.