-
Mpitsara 14:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Raha mbola tsy nilentika àry ny masoandro* tamin’ny andro fahafito, dia hoy ny lehilahy tao an-tanàna taminy:
“Inona no mamy noho ny tantely,
Ary inona no matanjaka noho ny liona?”+
Fa hoy i Samsona tamin’izy ireo:
“Raha tsy ny ombivavikeliko no nampiasainareo hiasa ny tany,+
Dia tsy ho nahita ny valin’ny ankamantatro ianareo.”
-