-
Mpitsara 15:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary nampirehetiny ny fanilo, dia nalefany hankeny an-tanimbolin’ny Filistinina ireo amboadia. Dia nodoran’i Samsona daholo ireo vokatra efa vita amboara, sy ny voly teny an-tsaha, sy ny tanimboaloboka, ary ny sahan’oliva.
-