6 Ary hoy ny Filistinina: “Fa iza no nanao an’izao?” Ary nisy niteny hoe: “I Samsona, vinantolahin’ilay Timnita. Nalain’ny rafozandahiny mantsy ny vadin’i Samsona, dia nomeny an’ilay namany nanotrona azy.”+ Dia niakatra ny Filistinina ka nandoro an’ilay vehivavy sy ny dadany.+