Mpitsara 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy ny lehilahy avy tamin’ny fokon’i Joda: “Fa maninona ianareo no miakatra hamely anay?” Dia hoy izy ireo: “Hisambotra* an’i Samsona no niakaranay. Tianay hatao aminy koa izay nataony taminay.”
10 Ary hoy ny lehilahy avy tamin’ny fokon’i Joda: “Fa maninona ianareo no miakatra hamely anay?” Dia hoy izy ireo: “Hisambotra* an’i Samsona no niakaranay. Tianay hatao aminy koa izay nataony taminay.”